-x-antambahoaka_rev_text_reg/07/13.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 13 Avy eo ny raika tamin'ny loholona io nagnotany anaha hoe: "Iza io, mekanjo kanjolava fotsy, sady avy aza iary zareo? \v 14 Hoy aho tamin'Azy: ""Tompoko, Anao mahafantatra," de hoy Izy taminaha: "Io no hvôka avy amin'ny Fahoriana Lehibe. Nisasan'iary zareo ny akanjolavany sady nofotsena tamin'ny ran'ny Zanak'ondry.