-x-antambahoaka_rev_text_reg/07/11.txt

1 line
399 B
Plaintext

\v 11 Ny anjely marobe nitsangana magnodidigna ny seza fiandrianana sady magnodidigna ny loholona sady ny raha- managn'aigna efatra, de iary zareo de nampandondogna ny tarehin'iary zareo talohan'ny seza fiandrianana. Nivavaka tamin'Andriamanitra iary zareo \v 12 nagnano hoe: "Amena! Dera, voninahitra, hakantena, fisôrana, fahefana, mban'ny hery anie ho an'Andriamanitra mandrakizay doria! Amena!"