-x-antambahoaka_rev_text_reg/07/04.txt

1 line
466 B
Plaintext

\v 4 Naregny ny isan'iary zareo zegny vôtombo-kase aho: 144,000, ny vôtomboka-kase avy tamin'ny fokon'ny olon'israely maro: \v 5 Roy arivo sy ray aligna no vôtombo-kase avy tamin'ny fokon'i Joda, roy arivo sy ray aligna avy tamin'ny fokon'i Robena, roy arivo sy ray aligna avy tamin'ny fokon'i Gada, \v 6 roy arivo sy ray aligna avy tamin'ny fokon'i Asera, roy arivo sy ray aligna avy tamin'ny fokon'i Naftaly, roy arivo sy ray aligna avy tamin'ny fokon'i Manase.