-x-antambahoaka_rev_text_reg/04/01.txt

1 línea
586 B
Plaintext

\v 1 Tafaran'zany raha zany de nijery zaho, ary nahita varagnaragna raika nisokatra tegny amin'ny lagnitra. Ny feo voalohany zay regniko de nikorana taminaha kara ny trompetra, nagnano hoe: "Miakara ety, de ho atoroko anao zay tsy metsy ho avy afaran'iregny raha iregny."\v 2 Nisy fotôna zaho voatariky ny Fanahy, de nahita fa nisy seza fiandrianana nipetraka tegny amin'ny lagnitra, nisy olona nipetraka tambonin'zany.\v 3 I raika zay nipetraka tamboniny de managna endrika Jaspy sy karneola. Nisy avana nagnodidigna ny seza fiandrianana. I avana igny de mitovy loko amina emeralda.