-x-antambahoaka_rev_text_reg/03/17.txt

1 line
495 B
Plaintext

\v 17 De izaka anareo hoe :"Manan-karena aho, sady nanagna raha marobe, ka tsy miaragna na ino na ino koa."Kanefa de tsy fantanareo fa anareo de tena mijaly, mampalahelo, mahantra, tsy mahita sady mitanjaka.\v 18 Tenoy torohevitrako : mividiana volamena voadio tamin'ny afo amianaha mba ho lasa mpanan-karena anareo, de akanjo fotsy mamirapiratra mba ho afaka mampagnatao akanjo ny tegnanareo anareo ka tsy hisehoan'ny hegnatran'ny fitanjahanareo, de hagnosotra ny masonareo mba hahitra anareo.