-x-antambahoaka_rev_text_reg/03/12.txt

1 line
391 B
Plaintext

\v 12 Ndregny mandresy de atoko andry amin'ny tempolin'Andriamanitrako, ka tsy hiala eo mintsy izy. Sady hosoratako amin'ny agnaran'Andriamanitrako ny agnaran'ny tanànan'Andriamanitrako (de jerosalema vaovao, zay mandrorogna avy agny an-danitra avy amin'Andriamaitrako), mban'ny agnarako vaovao.\v 13 Zegny manan-tadigny de aoka mba hiteno gny raha raha zakain'ny Fanahy amin'ny mpivavaka.