\v 16 Izaho, Jesôsy, de nandefa ny anjeliko mba hagnambara aminareo ny raha ho an’ny fengonana. Izaho fototrany sady taranakan’ny Davida, ny kintagna mamirampiratra mandraigna."