\v 12 "Igny a ! Efa akeky ny fieveko. Ny valisoako de miaraka aminaha, mba hamaleko ny tsitokatokana mitovy amin’ny raha vitany.\v 13 Izaho no Alfa sy Omega, ny voalohany sady farany, ny fendohana sady fefarana.