\v 7 Zay mandresy de handova ny raha Io, de zaho no ho Andriamaniny, ka izy ho zanako.\v 8 Fa ny osana, Tsy manam-pinoana, mahadikidiky, mpamono olona, mpijangajanga, mpagnano ody, mpanomposampy,sady mpandainga, de agny amin'ny farihy mirehitr'afo solifara no petrahan'iary zareo. Zay no fahafatesana faharoy."