\v 5 Ny raika nipetraka tambon'ny seza fiandrianana nizaka hoe: "Io! Namboariko vaovao ny raha marobe." Nizaka Izy: "Soraty zao satria ny zaka Io de mahatoky sy marina."\v 6 Nizaka Izy tamiko hoe: "Efa vita raha Io! Izaho no Alfa sady Omega, ny fanombohana sady fiafarana. Zay tehinan-drano de ameko ho anina maimaim-pĂ´gna avy amin'ny loharano ny fiaignana.