\v 7 Raika tamin'ny raha managn'aigna efatra nagnome an'ny anjely fito lovia volamena fito feno fahavigniran'Andriamanitra, Ilay velogna mandrakizay doria.\v 8 De feno setroka avy tamin'ny voninahitr'Andriamanitra mban'ny heriny ny tempoly. Ka tsy nisy nahazo niditra tao na iza na iza mandra-pahatanteraka ny loza fito nandaon'ny anjely fito.