\v 10 Aveo de naregny feo mafy tan-danitra ho : « Amin’izao de tongan'ny famonjena, ny hery, ny fanjakan’Andriamanitrantsena mban’ny fahefan’ny Kristiny. Fa ny magnampanga ny rahalahintsena de natsipy tambany tagny, ny raika zegny magnampanga an’iary zareo magnalignandro agnatrehan’Andriamanitrantsena.