\v 19 aveo de nisokatra ny fiangonan'Andriamanitra tagny andagnitra de hita ny fiaran'ny fagnekena agnatin'ny fiangonana. Nisy tsela-pahazavana, kotroka, kotrokorana, horohorontany, de havandra mavety tao.