\v 13 Amin'ny ora zany de hisy horohorontany mafy, de hirodana ny ampahafolon'ny tanĂ na. Fito arivo ny olona ho fatin'ny horohorontany, de hovaka ratsy ny olona sisa tsy maty de hagnome voninahitra an'Andriamanitry ny lagnitra. \v 14 Dila ny loza faharoy. Io! Fa nalaky tonga ny loza fahatelo.