\v 11 Avy eo de hitako sady regniko feon'anjely marobe nagnodidigna ny sezafiandrianana mban'ny raha managn'aigna sy ny loholona. Ny fitambaran'iary zareo de agnalignaligna.\v 12 Nizaka tamin'ny feo mafibe iary zareo hoe:" Mendrika an'i Zanak'ondry nivovina anie ny handray fahefana, harena, fahendrena, hery, laza, voninahitra, mban'ny dera."