\v 22 Igny a ! Hatako marary ambony fandrena eo izy, sady zegny mijanganjanga miaraka amin’azy de hampahoreko mafy, na tsy mivalo amin’ny asa ratsin’ny viavy igny iary zareo. \v 23 hivoniko ho faty ny zanagny, de ny fengonana maro aby de hahalala fa Izaho mahita ny fieritreretana mban’ny fihetsem-po. Homeko magnaraka ny asanareo tsitokatokagna aby anareo.