\v 12 Soraty ho an’ny anjelin’ny fengonana any Pergamosy hoe : "Itôgny ny zakan’ny raika zegny managna sabatra roa lela : \v 13 "Fantako zegny hipetrahanao, de amin’ny zegny hipetrahan’ny seza fiandrianan’ny satana. Sady amin’izao de mitagna mafy ny agnarako anao. Fantako fa tsy nandà finônanao ny aminaha anao. Ndre tamin’ny andron’ny Antipasy vavolombelognako aza, sady nahatoky Anaha, zay nivonina taminareo, tamin’ny misy ny satana.