\v 6 Talohan'ny seza fiandrianana de nisy ranomasina fitaratra, kara ny kristaly. Iregny raha managn'aigna efatra de tantegnantegnan'ny seza fiandrianana sy nagnodidigna an'zany, feno maso, talohany sy tan-damosigny.