Sambatra zegny manasa ny akanjon’iary zareo. Mba hahazo alalagna mihinagna avy am «Ny antontan-taratasy hafa taloha de mivaky hoe : « Sambatra zegny magnano ny didiny. ») Fa ambelagny ny amboa, ny mpagnano ody, ny mpijangajanga, ny mpamono olona, ny mpanompo sampy, mban’ny zegny tia mametsy sady mpametsy.