\v 9 Nagnatogna an'ahy ny raika tamin'ny anjely fito, ny raika nanagna ny kopy fito feno ny loza fito farany, de nizaka izy hoe: "Avy atiky. Hatoroko anao ny ampakarina, ny vadin'ny Zanak'ondry."\v 10 Aveo de nandaony tamin'ny Fanahy tagny amin'ny vohitra ambo zaho de natorony ahy ny Jerosalema tanĂ na masina midina avy tan-dagnitra tamin'Andriamanitra.