\v 15 ("Itiky! avy karany mpangalatra zaho! sambatra zay mivavaka, miaro ny fitafeny mba tsy hivĂ´ka miboridagna izy de hitan'iary zareo ny famegnarany.")\v 16 Nandosin'iary zareo nandea tamin'ny toerana zay atao hoe Hara-magedona iary zareo