\v 2 Dila ny anjely voalohany de nandraraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny tany; ratra ratsy sy marary no tonga tamin'ny olona zengy nanagna ny marika ny bibi-dia, iregny zegny nankalaza ny sariny.