\v 1 Naregny feo mafy nagnatso avy tan-tempoly zaho de nizaka tamin'ny anjely fito hoe: "Mandana ka araraho amin'ny tany ny kopy fito feno ny hatezeran'Andriamanitra."