\v 15 Aveo de nampagneno ny trompetrany ny anjely fahafito, de nisy feo mafy nizaka hoe: "Ho tonga fanjakan'ny Tompontsena de ny Kristiny ny fanjakan'izao tontolo zao. Izy no hanjaka mandrakizay doria."