\v 10 Nalaiko tan-tagnan'ny anjely ny horognan-taratasy bitaka de nohaniko zany. Mamy kara tintely tam-bavako zany, de nanjary nafaitra ny tam-bavako.\v 11 Aveo nisy olona raika nizaka taminaha hoe: "Tsy metsy maminagny ndreka anao momban'iregny olona maro, ny firenena, ny fizaka, de ny mpanjaka."