Kara ny sôvaly nomagnina tamin'ny ady ny valala. Tamin'ny lohan'iary zareo de nisy raha kara satro-boninahitra volamena, ka ny tarehin'iary zareo de kara tarehin'olombelona. Nanagna randragna kara randram-biavy iary zareo, sady kara nifin'ny liogna