Ny feo fegniko zay avy agny an-danitra nizaka taminaha ndreka hoe: "Mandiana, alay ny horognan-taratasy mivelatra an-tagnan'ny anjely mitsangana ambony ranomasina amban'ny tany. Aveo de dila nandea tamin'ny anjely zaho de nizaka taminazy mba hameny anaha ny horognan