Ndreka nahita an'Azy zaho, de lavo tamin'ny tongotrany kara olona maty. nikasika anaha tamin'ny tàgnany ankavanana Izy ka nagnano hoe: "Aza matahotra. Zaho no vôlohany sady farany, de i raika zay