De nahita bibi-dia hafa koa aho niakatra avy ambanin'ny tany. Izany de nanagna tandroka roy kara zanak'ondry, sady nizaka kara dragnona.