Ny mpivarotra ny tany de mitomagny sady misaogna ho an'azy, satria tsy nisy olona niady varotra ho an'azy koa- varotra volamena, volafotsy, vato sarobidy, firavaka, lamban-drongony tena tsara, volomparasy, landy, mena, ny karazana kakazo ala, ny fanaka ivoara, ny fanaka marobe vita avy amin'ny kakazo sarobidy, varahigna, vy, marbra, kanelina, raha magnitra, ditin-