Ndreka tapitra ny arivo taona, de ho tatahina tam-pigadrana Satana. HivĂ´ka izy mba hamitaka ny firenena maro egny amin'ny vazan-tany efatra - Goga de Magoga - mba hitondra an'iary zareo miaraka hoagny amin'ny ady.