Niakatra tambon'ny tany lemaka iary zareo de nagnodidigna ny tobin'ireo mpino, ny tanĂ na malala. Nefa nisy afo nidigna avy tagny an-danitra ka de nandripaka an'iary zareo. Ny devoly, zay namitaka an'iary zareo, de natsipy tamin'ny farihy afo solifara, toerana hanipizana ny bibi-dia amban'ny mpaminany sandoka. sady ho ampijaleny andro aman'alina mandrakizay