Nalaiko tan-tagnan'ny anjely ny horognan-taratasy bitaka igny de nohaniko zany. Mamy kara tintely tam-bavako zany, de nanjary nafaitra ny tam-bavako. Aveo nisy olona raika nizaka taminaha hoe: "Tsy metsy maminagny ndreka anao momban'ireo olona maro, reo firenena, reo fizaka, de reo mpanjaka