Ndreka nanokatra ny raika tamin'iregny tombokase fito ny Zanak'Ondry de nijery zaho, ka naregny ny raika tamin'iregny raha-manan'aina efatra tamin'ny feo hôtrany kotroka nizaka hoe: "Avia! Nijery zaho de nisy sôvaly fotsy teo. Ny mpitengina an'zany de nitagna tsipika, ka namena s