Nitsoka ny trompetrany ny anjely faha-efatra, de niova ny ampahatelon'ny masoandro, kara ny ampahatelon'ny volana mban'ny ampahatelon'ny kintagna.