Tsisy olona tan-danitra na teto an-tany na tambanin'ny tany ka afaka hanataka ny horonan-taratasy na hamaky anazy. Nitomagny mafibe aho satria tsy nisy olona mintsy mba hita mendrika hanokatra ny horon-taratasy na hamaky anazy. Kanefa de tokana tamin'ny