\v 4 Nisy seza fiandrianana efatra amby roapolo nagnodidigna ny seza fiandrianana, ary loholona efatra amby roapolo no nipetraka tambonin'iregny seza fiandrianana, niakanjo fotsy, niaraka tamin'ny satro-boninahitra volamena tegny amin'ny lohan'iary zareo.\v 5 Avy tamin'ny seza fiandrianana no nisy tsela-pahazavana, orana, ary kotro-baratra. Nisy jiro fito nirehitra talohan'ny seza fiandrianana, jiro zay fanahy fiton'Andriamanitra.