Nioaika iary zareo vô nahita ny setrokan'ny fagnasazena. Nizaka iary zareo hoe: "Tanàna ino kara tanàna lehibe?" Nanipy vovoka tan-dohany izy, sady nioaika mafy