Vita tamina jaspy i rindrigna igny de tamina volamena tsisy fagnarony, kara ny fitaratra madio. Ny fototra ny rindrigna igny de nasena tamin'iregny karazagna vato sarobidy marobe.