Tsisy olona tan-danitra na teto an-tany na tambanin'ny tany ka afaka hanataka ny horonan-taratasy na hamaky anazy. Nitomagny mafibe aho satria tsy nisy olona ndre raika mba hita mendrika hanokatra ny horon-taratasy