Tafaran'io raha io de hitako fa nivoha tNivĂ´ka avy tamin'ny toerana masina be ny anjely fito mitana ny loza fito. Sady magnatao akanjo madio, lamba mamirapiratra sady misy fehin-kibo volamena magnodidigna ny tratran'iary zareo.