Nahita aho fa ny viavy de mamon'ny ràn'ny mpino mban'ny martiry ho an'ny Jesôsy. Ndreka nahita an'azy aho, de tena gaga. Fa ny anjely nizaka taminaha hoe: "Magnino na gaga anao? Hazavaiko anao ny dikan'ny viavy mban'ny bibi