Nony zany de soraty zay hitanao, ny amin'zao, sy zay hiseho afaran'zao. Kara ny raha tsy fantatra mikasika an'iregny kintana fito zay hitanao tegny an-tàgnan-kavanako, sy iregny fasiana jiro volamena fito: