Nagnano fahagagana marobe izy. De nandatsaka afo avy tan-danitra ho amin'ny tany tagnatrehan'ny olona. Ka tamin'ny alalan'ny famantarana io de nomena alalagna agnano an'izany De nizaka tamin'iary zareo izany mba hagnano sary ho voninahitry ny bibi-dia zay vĂ´ratran'ny sabatra nefa de vologna my.