Zegny man-tadigny, de tokony hiteno. Na misy nalaina babo, de handeha amin'ny fahababoany izy. Na misy nivonina tamina sabatra, de amina sabatra koa hamonina anazy.