\v 20 Nizaka ny raika magnambara ny raha io : « Aika! Efa akeky ny feveko. » Amena! Tongava, ry Tompo Jesôsy! \v 21 Ho amin’ny olona maro ane ny fahasoavan’ny Tompo Jesôsy. Amena.