\v 24 Fa ny aminareo zay tavela ao Tyatira, ny maro tsy mitagna ny fampenarana izao, sady tsy mahalala zegny agnantsovan’ny sanagny oe sain-dalin’i satana_ Izao ny raha zakaiko aminareo hoe : « Tsy vesarako entagna hafa anareo. » \v 25 Ndre izany aza, tsy mentsy mitàna mafy ny finônareo anareo mandra-peveko.