aveo de nisokatra ny fiangonan'Andriamanitra tagny andagnitra de hita ny fiaran'ny fagnekena agnatin'ny tempoly. Nisy tsela-pahazavana, kotroka, kotrokorana