Aveo i anjely igny hitako nitsangana tamboniny ranomasina de tamin'ny tany, nanangana ny tagnany havanana tan-danitra. Izy nifanta tamin'i raika tamin'ny raika zay velona mandrakizay doria, zay namorona ny lagnitra