Raika tamin'ny raha managn'aigna efatra nagnome an'ny anjely fito lovia volamena fito feno fahavigniran'Andriamanitra, Ilay velogna mandrakizay doria. De feno setroka avy tamin'ny voninahitr'Andriamanitra mban'ny heriny ny tempoly.